Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Mey, 2017
Tsy Ho An'ny Toeram-pisakafoanana Fotsiny Intsony ny Maodelin'ny Sakafo Plastika Ao Japana
"Misy tokoa ve ny olona hiteny hoe: "Oay, tena milay, afaka manaingo ny smartfindaiko amin'ny atodi-trondro aho?" Mino aho fa izaho irery no hanao izany."
Israely: Noho ny Fitiavana Sakafo
[...] satria rehefa miteny ny olona hoe "sakafo jiosy", voamariko fa tsy miresaka afa-tsy sakafo ashkénazes (avy any Eoropa atsinanana) ry zareo. [...]
Nandritra ny Fitsidihany Tao Nizeria, Narehitry ny CNN Indray ny Adin'ny Vary Jollof tao Afrika Andrefana
Kiakan-katezerana no nanakoako nanerana an'i Nizerià rehefa napetraky ny mpanao gazety avy amin'ny CNN tamin'ny toerana manahirana ny minisitry ny fampahalalambaovao ao amin'ny firenena, taminà fanontaniana iray mandranitra momba ny sakafo malaza iray ao an-toerana.
Tena Lalao Baolina Kitra Ny an-dry Zareo Aziatika Afovoany ao Amin'ny Twitter
"Tsy tafiditr'i Maksadbek Alimov ny baolina tokony hampihena mazava ny elanelan'isa ho an'i Alai teo amin'ny minitra faha-43. долбоёб no iantsoan'ilay rangahy ato aorinako ato an'lery."
Sakafo Dimy Mety Tsy Ho Telin'ireo Tsy Vietnamiàna
Efa nanandrana iray tamin'ireto ve ianao?? Lamokan'atodin-gàna, pizza Vietnamiàna misy ràn-gàna, olitra voanio, ary jorery nendasina.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...