Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Jolay, 2018

31 Jolay 2018

Serbia: “Tononkalo alahelo ho an'ny kisoa iray”

Marobe ireo Serba zatra mankalaza ny Krismasy Ortodoksa amin'ny alalan'ny fanapoahana basy sy basy poleta, ary misotro rano voajanahary miloko sy mihinana kisoa.

30 Jolay 2018

Japana: Ndeha ho any an-tsaha daholo ry tanora ! Ny fiovan'ny fambolena japoney

Raha toa ka tena milentika be ny toekarena, mitady ny hanao fangatahana mpiasam-pambolena bebe kokoa ny fanjakana ho toy ny valin'ny tsy fananana asa tsy mitsahatra mitombo, indrindra ho an'ireo manao asa an-tselika izay nofoanana ny fifanarahan'asany [amin'ny teny frantsay].

25 Jolay 2018

Koety: Nankalaza ny faha 29 taonany ny tilikambo

Nanamarika ny faha-29 taonany tsy nisy fankalazana firy ny Tilikambon'i Koety, vakoka lehibe indrindra ao amin'ny firenena. Saingy tsy nanadino an'io fotoana io ny bilaogera iray araka ny nosoratan'i Abdullatif Al Omar izay mitondra antiksa ihany koa any amin'ny fihaonan'ny bilaogera... sy mizara amintsika ny zavatra hita tany amin'ny tranon-tsinema.

22 Jolay 2018

Loka, fahafatesana sy tsingerintaona nahaterahana ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Maraokana

Fifaliana ho an'i M.S Hjiouj izay tsy nankalaza fotsiny ny tsingerintaona nahaterahany, ny voalohan'ny volana Aprily ny tamin'ny herinandro lasa fa koa nahazo ny loka volana Martsa ho an'ny tranonkala aterineto Arabo 4 izy.

10 Jolay 2018

Ny zava-nitranga tao Koety

Nankafy ny toetr'andro mahafinaritra i Koety tamin'ity herinandro ity. Marobe ireo olona nanararaotra izany sy nandeha nitsangatsangana tany amin'ny tany efitra.

Bilaogin-tsakafo: Pata de Cerdo avy eo Espaina, Katsu Kisoa avy ao Japana ary Kisoa nendasina miaraka amin'ny Cincaluk avy ao Malezia

Bilaogin-tsakafo mifantoka amin'ny fampiasana kisoa ho an'ireo endrika nahandro matsiro samihafa manerantany.