Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Desambra, 2012
Italia : #iostoconmarco, Miaraka Amin'i Marco Pannella Manohitra Ireo Fonja Tsy Manaja Ny Maha-Olona
Tanjon'ny fitokonana tsy hihinan-kanina sy tsy hisotro rano nataon'ilay mpitarika ny radikaly italiana ny hiampangàna ny fepetra iainan'ireo voafonja any amin'ireo fonja italiana, ny hitakiana ny hampihenana ny isan'ireo voafonja ary hanomezana azy ireo ny zo ho afaka hifidy. Lohahevitra izay tokony ho hita any anaty fandaharan'asam-pifidianan'ireo antoko politka hiatrehana...
Trinidad & Tobago: Tsy Misy Làlambe Vita Mora
Manana bilaogy miresaka zavatra maro noho ny làlana ilay mpampianatra eny amin'ny Oniversite sy mpandala ny tontolo iainana Dr. Wayne Kublalsingh, izay nanomboka nitokona tsy nihinan-kanina teo ivelan'ny biraon'ny Praiminisitra ny 15 Novambra, ho fanoherana tetikasa fanamboarana làlam-be migodana, ampahany iray any atsimo atsinanan'i Trinidad, izay handaniana vola iray lavitrisa...
Tsy Misy Maniry Ilay Lalàna ‘Monsato’ Mandòndona Ao Arzantina
Niteraka resabe teny anatysehatra samihafa izay milaza fa mety ho very ny fizakantenan' i Arzantina ara-tsakafo raha mandeha lavitra ilay lalàna, ny tolo-dalàna iray avy amin'ny Ministeran'ny Fambolena, ny Fiompiana ary ny Jono ao Arzantina mikasika ireo masomboly nasiam-panovàna. Miantso fanaovana hetsika ireo fikambanana sosialy mba hanoherana ilay lalàna.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...