Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Oktobra, 2007
Armenìa : « Angano » mitantara fietsenana
Ny blaogy Dominic in Armenia izay mitatitra ny fiaimpiainana Mpiasa Antsitram-po hoan'ny Fandriampahalemana na Peace Corps Volunteer [PCV] dia mitantara « angano » vitsivitsy izay nahazo azy tany am-pietsenana any Armenia : « The lady at the store who tells you that the bread you asked for is actually not...
Oganda : Tany « tondra-dronono sy tantely » ve i Oganda ?
Mametraka fanontaniana ny blaogy Basawad raha i Oganda no ilay tany « tondra-dronono sy tantely » ? : « Uganda is indeed the land of plenty of food and water. I write this, with Uganda that was in the 60s and 70s – in mind. Growing up in Uganda then,...
Bôtsoana : Fiainana andavan'andro any amin'ny tanànan'i Nata
Ny blaogin'ny tanàna Nata na Nata village blog avy any Bôtsoana dia mitantara ny fiainana andavan'andron'ny mponina ao aminy : « While most people in the developed world buy their beef wrapped in plastic at the local supermarket, many Nata residents still have to rely on their skills of slaughtering...
Japàna : Mofo am-by-fotsy
I Lee dia manoratra ao amin'ny blaogy Tokyo Times [Anglisy] lahantsoratra mikasika itony mofo anaty boaty vy-fotsy amidin'itony fivarotana mivarotra hoazy [tsy misy mpivarotra] any Japàna itony. Oiwan Lam
Miharatsy ny tsy fahampiana ara-tsakafo any Zimbabwe
Dzimba dia mamoaka lahatsoratra ao amin'ny Zimbabwe online momba ny fiharatsian'ny ara-tsakafo any Zimbabwe : Ny ankabeazan'ny fianakaviana any Harare, izay misy mponina efa ho roa tapitrisa, dia miaina amin'ny sakafo iray isan'andro ary miha-betsaka ny tsy fahampiana ara-tsakafo ao amin'ny renivohitra zimbabweana, hoy ny manampahaizana ara-tsakafo tamin'ny atalata teo....
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...