Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Jolay, 2012
Lahatsary: ‘Ndao Hotetezintsika Ny Tsena Manerana Ny Tany
Feno loko , feo sy fiainana maro ny tsena, na aiza na aiza misy azy eto amin'izao tontolo izao. Miaraha aminay mandritra ny fitsidihanay - an-tsary sy lahatsary - ireo tsena any El Salvador, Meksika, India, Indonezia sy Thailand.
Puerto Rico: Tohana Mafonja Ho An'ny Tany Sy Ny Fambolena
Maro ireo fikambanana samihafa nampitandrina momba ny fiankinan-doha ara-tsakafo mahazo an'i Puerto Rico ary ny maha-maika ny famelomana indray ny fambolena ao amin'ity firenena ity. Niaraka tamin'io antony io no nanaovana fihetsiketsehana hitakiana ny tsy hanerena ny Anjerimanontolon'i Puerto Rico hanome ampahany amin'ny taniny ho an'ny kaominina ao Gurabo mba...
Iran: Iza No Afaka Hisambotra Akoho?
Nisidina ambony lavitry ny 80% noho ny tamin'ny volana lasa ny vidin'ny akoho ary tahaka ny hidangana hatrany tsy ho takatry ny olona ny vidiny. Ireo mpiantsena dia mila mamoaka 70.000 rials (US $5.60) vao mahazo akoho iray kilao, manodidina ny avo telo heny amin'ny tamin'ny taona lasa.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...