Tantara mikasika ny Tanzania tamin'ny Mey, 2018
Fijery iraisampirenena amin'ny fifidianana amerikana
Raha mihamanatona ny fifidianana amerikana, mifantoka any amin'ny politika ivelany an'ireo kandidà ny mason'ny iraisampirenena. Misy ireo tetikasa toy ny an'ny fahitalavitra antserasera Current TV, Collective Journalism [en], sy ny an'ny Global Voices sy ny Reuters, ao amin'ny habaka Voices Without Votes [en], nandray an-tanana hanolotra ny fomba fijery ankapobeny.
PangeaDay: Lahatsary natao hanova izao tontolo izao, amin'ny 10 mey 2008
y tanjona : mianatra mahafantatra ny fiainantsika tsirairay avy amin'ny fifantohana amin'izay mampitambatra fa tsy amin'izay mampifanohitra antsika, mba hiasa miaraka mankany amin'ny fandriampahalemana isika.
Afrika : Ndao Resahana ny Fifidianana Ao Etazonia
Araka izany, bandy roalahy no tonga avy any mba hofidianareo. Ny iray tsy dia mitovy loatra aminareo, somary tanora, milaza aminareo hoe ananany daholo ireo hevitra goavana ho entina mandamina ny zavatra rehetra, fa miteny koa izy hoe mila mitondra ny anjara birikinareo koa ianareo mba hampandeha tsara an'izany. (Etazonia 2008)
Mitombo ny fanoherana ny tolo-kevitra varotra vangin'elefanta nalefan'i Tanzania sy Zambia any amin'ny CITES
Mitombo ny fanoherana ny tolo-kevitr'i Zambia sy Tanzania mba hahazo fahazoan-dalana avy amin'ny CITES, Fifanekena momba ny Varotra Iraisam-pirenena amin'ireo Karazam-biby sy Zava-maniry Tandidomin-doza, hivarotra ny ambin'ny vangin'elefanta tehirizin'ny governemanta.
Tatitry ny Mpisera : Tao Nikaragoà, Fihetsiketsehana Niteraka Fibahanana ireo Media Sasany, Fanafihana DDoS ary ny Fahafatesan'i Angel Gahona
Ao anatin'ity tatitry ny mpisera ity : Nikaragoà, Espaina, Tanzania, Shina ary Rosia, Facebook sy YouTube.