Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Tanzania tamin'ny Novambra, 2017

Ireo Feo Avy Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Miteny Kiswahili

Misy dimy ambin'ny folo ireo mpitoraka bilaogy mavitrika amin'ny teny Kiswahili ary roa tsy mavitrika. Enina ambin'ny folo Tanzaniana ary iray Kenyàna. Mpitoraka bilaogy vaovao maro miteny Kiswahili amin'izao fotoana izao no miasa amin'ny bilaoginy saingy tsy mbola vonona hiseho vahoaka.

Ny Global Voices Mihaona Amin'ny Media Mahazatra

Niseho teny rehetra teny tany anaty media mahazatra ireo blaogeran'ny Global Voices tato ho ato!

Safidy Sarotra Atrehan'ireo Borondey Mpitsoa-ponenana : Hijanoana Any Amin'ireo Toby Feno Olona Loatra Na Hiverina Amin'ny Tsy Azo Antoka

Manomboka mody any amin'ny taniny ireo mpitsoa--ponenana sasany, na eo aza ireo olan'ny tsy filaminana politika sy ara-toekarena izay mitohy. Sarotra kosa ny fiainana any amin'ireo toby.