Tantara mikasika ny Tanzania tamin'ny Jona, 2019
Kiswahili ny don-tany sy ny kapo-tandroka
(Lahatsoratra tamin'ny janoary 2006) Tsy resy lahatra i Mwandani raha tokony ho faly na tezitra rehefa avy namaky ny tamberina nataon'ny filoha teo aloha tany Tanzania, Benjamin Mkapa, fehim-potoam-piasana dimy taona...
Tontolon'ny bilaogy Kiswahili : nandefasana mampianatra fiteny kiswahili tany Libya sy RDC
Mwandani manoratra momba ny manjoan'ireo mpifindra monina Afrikana any Andrefana (amin'ny teny Anglisy sy Kiswahili). Navoakan'i Ethan Zuckerman tamin'ny alalan'ny mpanangom-baovao BlogAfrica ny lahatsorany.
Bilaogera Kiswahili: Atao inona fifidianana raha efa fantatra ela mialoha sahady izay ho lany? sy vaovao hafa…
Manohy manoratra momba ny fifidianana filoham-pirenena sy parlemantera amin'ny faran'ny volana ireo bilaogera Tanzaniana Kiswahili. Mwandani nahita taratasy misokatra misy toro-hevitra nalefa any amin'ny "filoha manaraka", Jakaya Kikwete.
Bilaogy Kiswahili: Tsy manana anarana ny ankamaroan'ny lalana an-tanandehibe tanzaniana… (2005)
Ahitana tantara hafa ihany koa Nanao dikan-teny mahafinaritra tamin'ny teorian'ny ady saranga nosoratan'i Karl Marx i Gaphiz. Mandray ny Fanambaràn'i Arusha ho ohatra iray tamin'ny niasan'i Karl Marx izy.