Tantara mikasika ny Tanzania tamin'ny Febroary, 2018
Nyota Ndogo, Mpihira Afrikana, Manana Klioban'ny Mpiondana an-Tserasera
Raha mahita ny lahatsoratra amin'izao fotoana izao ao amin'ny bilaoginy isika, hita fa mahafehy tsara ny fampiasana blaogy i Nyota. Indrisy anefa fa tsy azo lazaina ho toy izany ireo mpanakanto maro hafa any Afrika Atsinanana, satria tsy nahita bilaogy na mpanankanto hafa ny mpanoratra ity lahatsoratra ity.