· Jona, 2018

Tantara mikasika ny Tanzania tamin'ny Jona, 2018

Tanzania: Fisamborana bilaogera noho ny hosoka tamin'ny sarin'ny filoham-pirenena

Hatramin'ny omaly [18 Jona], mandeha ny fifanakalozan-dresaka ao amin'ny tambajotran-tserasera Tanzaniana Jamii Forum. Nandefa vaovao sy ny sarin'ilay bilaogera nosamborina ny Swahili Time androany. Malecela Peter Lusinde, 39 taona, mpanolo-tsaina momba ny solosaina avy any amin'ny faritra Essex, Fanjakana Mitambatra izany.

22 Jona 2018