Tantara mikasika ny Tanzania tamin'ny Marsa, 2024
Topimason'ny tontolon'ny media ao Tanzania
Manamarika ihany koa ny Reporters Sans Frontières fa maro ny seha-baovao no politisiana na olo-manandaza no tompon'ny seha-baovao, ka mahakitika ny fahaleovantenana ara-panoratan-dahatsoratra ary mitarika ho amin'ny fitongilanam-baovao.