Tantara mikasika ny Tanzania tamin'ny Desambra, 2013
#52ThingsAboutTanzania Ho Fankalazàna ny Faha-52 Taonan'ny Fahaleovantena
Nankalaza ny faha-52 taonan'ny fahaleovantenany ny firenena Tanzaniana tamin'ny 9 Desambra 2013. Natomboka tamin'ny teny ifankafantarana #52ThingsAboutTanzania ny fankalazàna izany mba hizarana ireo zavatra sy olo-malaza ao amin'ny firenena