Tantara mikasika ny Tanzania tamin'ny Marsa, 2019
Netizen report : Lohataonan'ireo Lalàna Manohitra Ny Heloka Bevava Atao Amin'ny Aterineto
Mipoitra manerana izao tontolo izao ireo lalàna momba ny heloka anaty aterineto, mianga any Ejipta ka hatrany Pakistana, mandalo an'i Tanzania. Mandritra izany fotoana izany, nataon'i Shina ho zavatra tsy ara-dalàna ny fampiasàna 'avatar mampiahiahy' ary ianjonan'i India kosa ny Facebook.