Tantara mikasika ny Tanzania tamin'ny Septambra, 2022
Tatitra Unfreedom Monitor: Tanzania
Efa ato anaty tatitra izao ny fikarohana Advox momba ny tsirefesimandidy nomerika any Tanzania. Vakio ny sombin-dahatsoratra ary trohy ny pdf feno.
Nahoana ny “kiswahili” no tsy lasa teny fampiraisana an'i Afrika?
Na eo aza ny finiavan'ny firenena marobe handray ny Kiswahili ho toy ny fiteny mampiray, dia mbola mijanona ho sakana tsy hampahomby azy ny tsy fitoviam-pijery amin'ny resaka jeôpôlitika sy ny dindon'ny avy any ivelany