· Aogositra, 2018

Tantara mikasika ny Tanzania tamin'ny Aogositra, 2018

DoGooderTV: Nisokatra ny fifidianana ho an'ny lokan'ny lahatsary tsy mitady tombontsoa

Nifarana ny Asabotsy 25 Aprily 2009 ny fifantenana ireo mifaninana Loka DogooderTV 2009 NonProfit Video, ary azo nojerena tao amin'ny tranonkalany ireo lahatsary samihafa nalefan'ireo fikambanana mba hampiroboroboana ny lohahevitra. Hasehonay anao androany ny sasany tamin'ireo lahatsary nifaninana izay nifantoka tamin'ny olana iraisampirenena.

18 Aogositra 2018