Tantara mikasika ny Tanzania tamin'ny Jona, 2011
Tanzania: Mpikambana ao amin'ny Parlemanta mi-Tweet ny Fisamborana azy
Zitto Kabwe, Tanzaniana mpikambana ao amin'ny Parlemanta avy amin'ny antoko mpanohitra Chadema no voasambotra tamin'ny4 Jona teo tao Tanzania afovoany raha vao vita kelikely ny famoriam-bahoaka nataony. Iray amin'ny andiam-pihetsiketsehana goavana nanerana ny firenena ny famoriam-bahoaka nataony izay nokarakain'ny Chadema hatramin'ny fanombohan'ity taona 2011 ity izay matetika ahiana hisiana herisetra avy amin'ny polisy....