Tantara mikasika ny Tanzania tamin'ny Oktobra, 2017
Ao Tanzania, Olana Lehibe Iray Ny Aretina Hepatita, Fa Mbola ny VIH/SIDA Aloha No Tena Mamono Betsaka
Porofoin'ny tarehimarika fa raha toa ka mihamitombo ny tahan'isan'ny fifindràna sy fianahan'ny aretina hepatita, dia mihamiakatra ihany koa amin'ny ankapobeny ny isan'ireo mamoy ny ainy vokatry ny aretina VIH/SIDA