Tantara mikasika ny Tanzania tamin'ny Desambra, 2022
Mitontongana ny fahalalahana maneho hevitra ao Tanzania
Any Tanzania, dia zon'ny olom-pirenena tsirairay avy araka ny lalàm-panorenana ny fahalalahana maneho hevitra, kanefa nopotehina noho ny fandaniana sy fampiharana ireo andiana lalàna famoretana tsy an-kiato nandritra ny taona maro.