Tantara mikasika ny Etiopia tamin'ny Aogositra, 2017
Mitokona Mitaky Ny Famotsorana Ireo Gadra Politika Ny Mponina Ao Amin'ny Faritra Oromia ao Ethiopia
Foana ny arabe sy ny fivarotana mahazatra satria nijanona tany an-trano tsy niasa ireo Oromos.
Tsinkafona, Manimba ny Farihy Midadasika Indrindra Ao Etiopia no Sady Loza Mitatao Ho An'ny Asa Fivelomana
Lasa mariky ny toedraharaha mahakivy mikasika ireo harena voajanahary ao Etiopia amin'ny fotoana izay ilàna zavatra bebe kokoa ho an'ny vahoaka haingam-pitomboana ao amin'ny firenena.
Etiopiana Mpiangaly Mozika Voampanga Ho Mpanao ‘Fampihorohoroana’ Noho Ny Tononkirany ‘Mandrisika’
Manoloana ny famoretana ataon'ny fanjakana, nisondrotra toy ny loharanona aingam-panahy hita maso -- sy heno -- ho an'ny hetsika fanoherana, ireo mpanao mozika amin'ny fiteny Afan Oromo.