Tantara mikasika ny Etiopia tamin'ny Janoary, 2014
SARIPIKA: Olombelon'i Ethiopia
Raha namakivaky an'i Ethiopia aho tamin'ity fahavaratra ity dia nanangana tahala ahafahako mizara ny indray mitopy mason'ny fiainan'ny vahiny, namana vaovao, ary ny fomba fiainana mahavalalanina manomboka azoko tany. Aingam-panahy avy amin'ny Olombelon'i New York an'i Brandon - Nina Steinberg