· Jona, 2013

Tantara mikasika ny Etiopia tamin'ny Jona, 2013

“Mibodo Tany” Any Afrika Ve Ny Orinasa Indiana ?

  02 Jona 2013

Mbola adihevitra mitohy ny hoe fandrisihina ny fampandrosoana, sa fibodoana tany tsotra izao ny fividianana na fanofàn'ireo orinasa sy governemanta avy any ivelany tany any Afrika. Nandray anjara tamin'ny resaka Q&A (Fanontaniana&Valiny) tao amin'ny Facebook momba ny "fibodoana tany" any Afrika i Aman Sethi solontenan'ny The Hindu any Addis Abeba.