Tantara mikasika ny Etiopia tamin'ny Mey, 2012
Etiopia: Fihaonambe Iraisam-pirenena Ara-toekarena Afrika 2012
Mpitondra maherin'ny 700 avy aminà firenena maherin'ny70 no nanatrika ny Fihaonambe Iraisam-pirenena Ara-toekarena natao tao Addis Abeba, Etiopia nanomboka ny 9 hatramin'ny 11 May 2012.