Tantara mikasika ny Etiopia tamin'ny Mey, 2016
Nanjakan'ny Mosary ny Fahazazany Tao Etiopia. Ankehitriny, Hitany Fa Lany Indray ny Sakafo
Manahy momba ny tanindrazany ny Etiopiana iray mpila ravinahitra noho ny haintany sy ny fiovaovan'ny toetrandro mandrahona hitondra mosary iray hafa.
Voaheloka Dimy Taona Sy Efa-Bolana An-tranomaizina Ilay Ethiopiana Bilaogera Sady Mpikatroka
Nampifandray ny fampiasana ny fiarovana nomerika sy ny fampihorohoroana ny mpampanoa lalànan'ny fanjakana ao Ethiopia. Mitovy hevitra azy amin'izany ny mpitsara ao antoerana.
‘Noterena Hisotro Ny Amaniko Aho’: Noafahana Taorian'ny 647 Andro Tany Am-ponja, Saingy Tsy Ho an'ny Rehetra Izany”
Noafahan'ny Fitsarana Avo Federaly ao Etiopia madiodio ireo lehilahy roa efa tany am-ponja nandritra ny 600 andro mahery noho ny fiampangana azy ireo tamin'ny fampihorohoroana. Saingy tsy tsara vintana tahaka izany kosa ilay lehilahy fahatelo.