Tantara mikasika ny Etiopia tamin'ny Jona, 2017
Nahoana No Nandray Anjara Tamin'ny Fifidianamben'ny Fanjakana Mitambatra Ilay Olompirenena Britanika Teraka Etiopiana
"Reharehako i Yemi Hailemariam, vadin'i Andy Tsege, izay nandia ny làlana rehetra mankany Maidenhead mba hihaonana amin'i Theresa May & hangatahana ny famotsorana an'i Andargachew."
Hijanona Sa Handeha? Toa Ho Diso Safidy Hatrany Ireo Mpiasa Etiopiana
"Tena mampivarahontsana ny mahita fa tsy liana amin'ny fiverenana any an-tanindrazany ny ankamaroan'ny Etiopiana na dia eo aza ny mety hisian'ny herisetra."
Koety: Ny Fahaizana Miantsena Ao Amin'ny Lalao Olaimpika
Arabs really love shopping, they spend hours after hours in malls, and that's why they wanted to show their shopping skills at this year's Summer Olympics. Unfortunately shopping is not included in the games, but this couldn't stop some Arabs from parading their purchases. Tena tia miantsena ny Arabo , mandany ora maromaro izy ireo ao amin'ny fivarotan-dehibe, ary izany no mahatonga azy ireo te hampiseho ny fahaizany miantsena tamin'ity Lohataonan'ny Lalao Olaimpika ity . Indrisy anefa fa tsy tafiditra tao anatin'ny lalao ny fiantsenana, kanefa tsy manakana ny Arabo sasany haneho ny fahaizany miantsena izany
Nametraka Fanakatonana Aterineto Manerana Ny Firenena i Ethiopia

Tamin'ny 30 May tamin'ny 3 hariva, ora ao an-toerana, Nahita ireo Etiopiana fa tsy afaka niditra aterineto. Toa manerana ny firenena mihitsy ny fanakatonana.