Tantara mikasika ny Etiopia tamin'ny Novambra, 2017
Nametra-pialàna Ny Filohan'ny Parlemanta ao Ethiopia Noho Ny ‘Tsy Fanajana Ny Vahoaka Oromo. Miova Ve Ny Fifandanjam-pahefana?
Toy ny manipy lasantsy amin'ny afo izay efa tsy voafehy intsony ny fametraham-pialany. Dingana iray manan-tantara izany izay manamarika sy mampiseho ny fiafaràn'ny faneken'ny OPDO ny fanjakazakan'ny Tigreans.