Tantara mikasika ny Etiopia tamin'ny Desambra, 2015
Taorian'ny 525 Andro Nitànana Azy Ireo Am-ponja , Miaro Ny Tenany Eo Anoloan'ny Fitsaràna Ireo Etiopiana Mpisera Amin'ny Aterineto
Navela hiaro ny tenany teny amin'ny fitsaràna, nolàvin'ireo Etiopiana mpisera amin'ny aterineto ny vesatra hoe manao hetsika manakorotana fanjakana ary notantarainy ny fampijaliana sy ny fanavakavahana ara-poko tany am-ponja.