Tantara mikasika ny Etiopia tamin'ny Septambra, 2016
Netizen Report: Natsahatra ny Fifandraisana amin'ny Alalan'ny Aterineto ao Bangladesh sy i Etiopía Kanefa Mihamafana ny Toe-draharaha Politika
Mbola mihatra ao Bangladesh sy ao Ethiopía amin'izao fotoanba izao ny fanakanana ny aterineto, nividy rindrambaiko fitsikilovana mitentina 22 tapitrisa dôlara i Però, ary mety hampigadra noho ny heloka bevava amin'izao fotoana izao ny mizara votoaty (tsy nahazoana alalana).