Tantara mikasika ny Etiopia tamin'ny Desambra, 2016
Ny Ohatra Fakan-tàhaky Ny Fanampiana Ara-Pahasalamana Nataon'i Kiobà Faha-Fidel Castro Ho An'ny Firenena Afrikàna
Lavitry ny kabary politika, ny fahafahan'ny isambatan'olona ary n y zon'olombelona, tao anatin'ny sehatry ny fifanohanana sy ny fanofànana, indrindra fa ny ara-pahasalamàna, no nivoatra ny fifandraisan'i Kiobà sy ireo firenena Afrikàna, nandritry ny tantara kiobàna teo ambany fitarihan'i Fidel Castro.