Tantara mikasika ny Etiopia tamin'ny Jolay, 2021
Lasa fitaovam-piadiana hamelezana an'i Tigré ny fanolànana faobe mahatsiravina atao amin'ireo vehivavy mandritra ny ady ao Etiopia
Ny 4 Novambra 2020, nipoaka ny ady tao Tigré taorian'ny nipoiran'ny fihenjanana teo amin'ny TPFL sy ny governemanta federaly hatramin'ny nandraisan'i Abiy Ahmed ny fitondràna tamin'ny 2018.