Tantara mikasika ny Etiopia tamin'ny Novambra, 2016
‘Mihotakotaka ny Tany’ no Antony Nisamboran'ny Manampahefana Ethiopiana an'i Befeqadu Bilaogeran'ny Zone9

Nolazaina tamin'i Hailu fa noho ny antsafa nataony tao amin'ny Voice of America amin'ny teny Amharika momba ny fahalatsahan'ny firenena ankaterena ao Ethiopia no nisamborana azy.
Ny Kandidàn'i Etiopia Hitarika Ny Fikambanana Iraisam-pirenena Misahana ny Fahasalamana Tratry ny Aretin’ny Tsy Fitandremana
Nanafintohina mpanaramaso maro tamin'izy nanehoany tsy fahampiana fahalalàna momba ny paikady iraisam-pirenena momba ny fahasalamana nandritra ny vovonana iray ho fanehoankevitra ny kandidan'i Etiopia ho Tale-Jeneralin'ny Fikambanana Iraisam-pirenena Misahana ny Fahasalamana (OMS), Tedros Adhanom.
Miatrika Fotoana Fohy Ny Fitondràna Etiopiana Satria Mikarakara Ny Ho Avy ny Zanaka Ampielezana
Raha mihinana tsimoramora ny rafitra fototra ara-politika sy ara-toekarenan'i Etiopia ireo hetsi-panoherana, hita ho mitsingilahila tsy nisy ohatra izany ny fitondràna.