Tantara mikasika ny Etiopia tamin'ny Avrily, 2019
Tatitry ny Mpisera : Poretin'i Etiopia ny fahalalahana maneho hevitra

Ny famoahana tamin'ny herinandro lasa dia mitodika voalohany indrindra amin'i Etiopia, avy eo any amin'ireo hetsipanoherana #LeyTelecom tao Meksika sy ny valinkafatr'ireo orinasa teknolojika rosiàna manoloana ireo fepetra vaovao momba ny bilaogy.