Tantara mikasika ny Etiopia tamin'ny Avrily, 2012
Etiopia: Tratran'ny Findain'ny Kamera ny Fanararaotana Natao Tamin'ny Ankizy
Naneho hevitra mikasika ilay finday nandrakitra lahatsary tao amin'ny Youtube ny mpiserasera Facebook Etiopiana, lahatsary izay mampiseho zazavavy kely iray ampijalian'ny reniny tsy an-kiato. Fotoana fohy taorian'ny fandraketana ny sary,...