· Janoary, 2011

Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Janoary, 2011

RD Kongo : Fahatsiarovana mangingina ny faha-50 taona namonoana an'i Patrice Lumumba

  29 Janoary 2011

Nanamarika ny faha-50 taona namonoana an'i Patrice Lumumba, Praiminisitra voafidy voalohany any amin'ny Repoblika Demokratikan'i Kongo (RDC) nantsoina hoe Zaïre teo aloha, ny 17 Janoary. Rehefa tonga teo amin'ny fitondrana i Laurent Désiré Kabila tamin'ny 1997 no lasa andro tsy fiasana teo amin'ny firenena io daty manantantara io. Ny nahatsakaiky tamin'ity...