Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Mey, 2013
Vehivavy, Kongolezy Ary Minisitra Ao Anaty Governemanta Gaovao Italiana
Notsaohan'ny tontolon'ny bilaogy afrikana ny fanendrena an'i Cécile Kyenge, profesora mpitsabo avy amin'ny mpiavy, ho eo amin'ny toeran'ny Ministre de l'Intégration ao anatin'ny governemanta italiana.