Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Janoary, 2009
Angola:Mananontanona ny Ebola, nakatona ny sisintany
Vokatry ny fipariahan'ny otrik'aretina Ebola any amin'ny Repoblika Demokratikan'i Congo indray, ny governemanta Angoley dia nanapa-kevitra ny hanidy ny sisin-tany manasaraka ny tany roa tonta ,mba hisakana ilay otrik'aretina mahafaty...
Mitohy ny fandripahana any @ valan-java-boary any RDC
Araky ny tatitra, mangigina kely ny ady any kivu avaratra, faritany any RDC. Misy ihany na dia izany ny adiady madinidinika mety mahafaty. Araka ny voalazan'ny bolongana WildlifeDirect, nisy toejavatra...
Ebola: Fifehezana ny areti-mandringana Ebola
Voaporofo tokoa ny fisian'ilay valan'aretina mora mifindra, antsoina hoe tazo Ebola any amin'ny Repoblika Demaokratikan'i Congo. Heverina fa efa mihoatra ny 36 ny isan'ny olona tratran'ity aretina ity ary 12...