Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Mey, 2010
Belzìka : Hihàran'ny fandraràna ve ny rakitsariitatra ”Tintin any Kôngô”?
Tintin au Congo [Tintin any Kôngô], ilay rakitsariitatra faharoa amin'ny andian’Ireo tantaram-piainan'i Tintin izay diam-penin'ny kalaza Hergé, teratany Belzà [avy any Belzìka] izay mpanoratra ny tantara sady nanao ireo sariitatra mitantara...