Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Janoary, 2014
Fahatsiarovana Ny Tolona Fanoherana Ny Fanjanahantany Nataon'ilay Mpitarika Kongoley Patrice Lumumba
Ilay mpiady ho amin'ny fahafahana Patrice Émery Lumumba no praiminisitra voafidy tamin'ny fomba demokratika voalohany tao amin'i Repoblika Demokratikan'i Kongo. Novonoina izy 53 taona lasa izay.