Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Febroary, 2018
Kongo (RDC): Volokano Ahiana Hipoaka
Nitatitra ny onjampeo Kongoley iray tao an-toerana fa nihetsiketsika be ny volkano Nyamulagira akaikin'i Goma, famantarana fa mety antomotra ny fipoahan'izany.