Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Avrily, 2023
Repoblika Demaokratikan'i Kôngô, omen'i Bulebe Hangi aina vao ny fiteny Kihunde
"Fantatro fa miady an-trano ireo fiteny eo an-toerana any amin'ireo firenena rehetra ao Afrika ka ny iray matanjaka no mitelina ny iray [...] mbola lavitra ny làlana ary mbola betsaka ny asa tokony hatao."