· Janoary, 2010

Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Janoary, 2010

Congo (RDC): Ny vokatry ny tsy firaharahiana

  22 Janoary 2010

Mahafinaritra ny Congoblog. Mendrika daholo ny lahatsoratra tsirairay, indreto ny tena nanaitra hatramin'ny fiatombohan'ny volana janoary teo: avy any Kisangani, Boyomais mitaraina ny amin'ny zavatra mampalahelo iainana any amin'ny toeram-pitsaboana  ao amin'ny fireneny, tafiditra amin'izany ny teny baiko fantatry ny rehetra hoe: “tsy misy vola, tsy misy fitsaboana”. Nataon'i Luba...