Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Oktobra, 2007

25 Oktobra 2007

Afrika : Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ?

Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ? : « The latest project to hit the headlines is a $5 billion offer from the Chinese government to fund roads, railways, hospitals and clinics in the African Congo. Elsewhere, China is already “the biggest investor in the Sudan,” says the Seattle...

24 Oktobra 2007

Kôngô (RDK) : Ny fahitan'i Che Guevara an'i Laurent Kabila

Azo ambara fa ampitenenin'ny mpiblaogy Alex Engwete ny tantara raha nadikany amin'ny teny Frantsay ny fijerin'i Che Guevara an'i Laurent Kabila fahizay [fony izy mbola mpiady anaty akata, taloha elaben'ny nanonganany an'i Mobutu sy naha lasa filohan'ny Repoblika Demokratikan'i Kôngô azy], ho mpitarika tolona revôlisionera : « Il se permet...

09 Oktobra 2007

Ireo Hevitra niposaka nanerana izao tontolo izao tamin'ny famoahana ny fanambaran'ny firenena mikambana ny zon'ny vahoaka indizeny.

Ny vahoaka Indizeny, miisa 370.000.000 manerantany, no mora andairam-pahavoazana sy voatositosiky ny hafa indrindra.[Raha ny eto Madagasikara no resahina dia tafiditra ao anatin’ity sokajy ity ny Mikea any atsimo andrefana ary raha ny heverina ho malaza indrindra indray aty Afrika atsimon’I Sahara no resahina dia ny Bushmen no tafiditra]. 22...

Kôngô (RDK) : Tsy iny lozam-piaramanidina tany Kinshasa iny no « ho farany »

Du Cabiau à Kinshasa, dia blaogina Belza monina any Kôngô (RDK) ary toy izao  no zavatra notateriny momba ilay lozam-piaramanidinina izay vao nitranga tamin'iny herinandro lasa teo iny tany Kimbanseke, izay kartie isan'ny mahantra sy be mponina tokoa any Kinshasa. Dimampolo raha kely indrindra ireo olona namoy ny ainy ary amam-polony maro ireo izay...