Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Jolay, 2018
Kongo (RDC): Antso an-dahatsary hanao fihetsiketsehana
Nirehitra indray ny fifandirana ao amin'ny Repoblika Demokratikan'i Kongo : folo taona nihenjanana, ady mifanelanelana, ary ny herisetra izay namela ny marikany teo amin'ny vahoaka, izay voatery indray handositra ireo ady .
Ogandà: Fitontonganan'ny isan'ny rajakon-tendrombohitra?
Tsy araka ny niheverana azy tany am-boalohany intsony ny isan'ireo rajako ao amin'ny Valan-javaboaharin'i Ogandà.
Repoblika Demokratikan'i Kongo : Fahafatesan'Ilay Mpiaro Ny Zon'Olombelona, Floribert Chebeya
Floribert Chebeya, mpitarika fikambanana iray mpiaro ny zon'olombelona ao amin'ny Repoblika Demokratikan'I Kongo, no hita faty ny 2 jona 2010. Ho fanehoankevitra amin'io vono olona io izay niampy habibiana hafa sy fanolanana maro, hetsika maro no nokarakaraina tany amin'ny faritra maro misy ireo Kongoley mpila ravinahitra.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...