Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Mey, 2017
RDC: Nitombo Isa Ny Taranaka Rajako Virunga
Ny Talata, 27 Janoary 2009, namoaka fanambarana an-gazety ny manampahefan'ny Valan-javaboahary Virunga ao amin'ny Repoblika Demaokratikan'i Congo izay milaza fa nitombo 12.5% ny rajako an-tendrombohitra mahalala baiko na zatra olona ao amin'ny Valan-javaboahary ...
Kongo: Eny An-Tànanao (Sy Anaty Findainao) Ny Coltan-n'ny Fifandonana
Ny coltan (colombite-tantalite) dia akora mineraly ... ampitahaina amin'ny diamondra mamatsy ny ady sy fifandonana ao Afrika
Chez Gangoueus: Bilaogy Mamiratra Momba Ny Literatiora Afrikana Amin'ny Teny Frantsay
Izay mamirapiratra tamin'ireo bilaogy mahavariana amin'ny teny 11 no mahazo ny Loka ho an'ny Bilaogy Tsara Indrindra 2010. Chez Gangoueus (amin'ny teny Frantsay) no mpandray anjara nahazo ny laharana faharoa tamin'ny loka Bilaogy Tsara Indrindra amin'ny teny Frantsay tamin'ny taona 2010.
Ho An'ireo Mpitsoaponenana ao Seattle, Ny Fiakaran'ny Hofantrano dia Midika Fa Tsy Mifarana Ny Fitadiavana Trano
Satria misondrotra ny hofantrano ao Seattle, any amin'ny morontsiraka andrefan'i Etazonia, miatrika ny tena zava-mahatahotra azy ireo Kôngôley mpitsoaponenana: ny ho lasa tsy manan-kialofana.