· Septambra, 2008

Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Septambra, 2008

RD Congo: Radio sy tele maro nakatona

  16 Septambra 2008

Mediatic [Fr] no manoratra ny fikatonan'ny foibena televiziona dimy sy fampielezam-peo roa any Kinshasa tsy nahazo alalana ary maminaviina fa io ilay nampiomanan'ny fitondrana any fa “hanadio ny trano” izy.  (via Réseau International de correspondants francophones)