Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Septambra, 2007
Kôngô (RDK) : Ny tsy fisian'ny boky vaovao nosoratan'ny mpanoratra mainty hoditra amin'ny teny frantsay
Mitaraina sy mahonena i Alain Mabanckou fa tsy namoaka boky vaovao amin'ny teny frantsay ny mpanoratra mainty hoditra tamin'ity taom-panoratana ity. Soa ihany, ary ifaliana izany, fa misy ho vakiana...