Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Febroary, 2010
Afrika: velona sy salama tsara ny fanjanahantany 50 taona taorian'ny nahazoana ny fahaleovantena
Manamarika ny faha-50 taonan'ny fahaleovantenan'ny firenena Afrikana miteny frantsay avy tamin'i Frantsa sy i Belzika ny taona 2010. Raha efa ilalana moa ny fankalazana ofisialy amin'izany dia eo ampangaroharoana adihevitra ihany koa ny bolongana any Afrika avaratra, afovoany ary atsinanana. Bolongana Maraokana, Planète Non Violence, no mampifandray ny nitranga nandritra ny...