Tantara mikasika ny R.D. Kongo tamin'ny Avrily, 2008
Haïti, Kôngô (R.D.K.), sy ny pôlitikan'ny kere
Ny fidangan'ny fisondrotry ny vidin-tsakafo dia efa nipoiran'ny pitik'afo izay nandrehitra rotaka tany Haïti, sy Egypta ary Mozambika, tamin'ity volana ity toy ny fihasarotan'ny raharaha dia tsy hamela fotsiny ny...
RD Kôngô: Fiaraha-miasa vaovao hamongorana ny herisetra
Ezaka ankapobe hamongorana ny fanolanana anyamin'ny repoblika demokratikan'i Kôngô: “Ny sampan'ny Firenena Mikambana misahana ny ankizy (UNICEF) sy ny hetsika iraisam-pirenena miady amin'ny herisetra mihatra amin'ny vehivavy sy ny ankizivavy...
Kôngô (RDK) : Lozam-pifamoivoizana an'habakabaka faha-5 ao anatin'ny taona iray monja, saingy ny fidangan'ny vidin-tsakafo no loza tena izy
Nambaran'ireo biraom-paritr'ireo Fantsona Fampahalalam-baovao fa tafakatra 75 ny isan'ireo olona maty tamin'ny fianjeran'ny fiaramanidina “cargo” fotoana fohy monja taorian'ny niaingany, tany Goma omaly [Talata 15 Aprily 2008]. Ny fihoarana izay...