Ministry ny fifindra-monina Frantsay : “tsy firenena manavakava-bolo-koditra i Frantsa”

Ny Forum Realisance no mitatitra izay tafatafa nifanaovan'i Brice Hortfeux, Ministry ny fifindra-monina Frantsay tamin'ny gazety Jeune Afrique mikasika ny fampidirana ny fitiliana ADN hoan'ireo mpifindra monina, ny famerana ny isan'ireo mpiavy, ny fandroahana an-keriny ireo izay tsy manana taratasy ara-dàlana intsony sy ireo fanapahan-kevitra politika samihafa izay nitarika resabe, alohan'ny amehezana fa “tsia, tsy mba firenena manavakava-bolo-koditra i Frantsa.”

2 hevitra

  • Mavarina oe tsy maintsy laizana mazava amin’ny fomba ofisialy fa “tsy mba firenena manavakava-bolo-koditra i Frantsa” 😉 .

  • Aza dia alefa lavitra ny sainareo ry Lova a ! 😉 “Mahina ihany izay mpanao ratsy” no ilazan’ny Ntaolo azy.

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.