Tantara mikasika ny Afrika Atsimo tamin'ny Desambra, 2013
Fahafatesan'I Nelson Mandela : ‘Nandao Antsika Ny Vatany Fa Ny Fanahiny Kosa Haharitra Mandrakizay ‘
"Ao anatin'ny politika, ny firazanana, ny fahalalahana ary ny hery i Mandela, ary nataony izay rehetra fantany fa tsy maintsy ataony "
Tenim-pahendrena 17 Avy Amin'i Nelson Mandela Tsara Vakian'ny Rehetra
Mbola manohy miresaka amin'izao tontolo izao amin'ny alalan'ireo mpisera Twitter, izay naneho hevitra manoloana ny vaovao nahafatesany ary nizara ireo teniny mendrika tsarovana i Nelson Mandela, filohan'ny Afrika Atsimo mainty hoditra voalohany
Mankalaza An'i Nelson Mandela Ireo Nizeriana, “Loharanom-Paniriana Iray Ho An'ny Olona” Rehetra
Nodimandry ny 5 Desambra 2013 i Nelson Mandela, olom-panjakàna mamy hoditra sady tompon'ny loka Nobel ho an'ny Fandriampahalemana. Mankalaza ny lova matanjaka navelan'ity filoha mainty hoditra voalohany tany Afrika atsimo ity ireo Nizeriana.
Tsy Tian'i Afrika Atsimo ho Hitanao ny Tranoben'ny Filoha
Nampiasa 20 tapitrisa dolara ny governenmantan'i Afrika Atsimo mba hanatsarana ny trano fonenan'ny Filoha Jacob Zuma. Nandrahona ireo minisim-panjakana fa na iza na iza mamoaka ny sarin'io trano io dia hosamborina.