Tantara mikasika ny Afrika Atsimo tamin'ny Avrily, 2019
Afrika Atsimo: Tsara fanombohana ny Bafana?
Nanoratra momba ny ekipam-pirenena Afrikana Tatsimo ao amin'ny Fiadiana ny Tompondakan'i Afrika ny South Africa Rocks hoe: "Tsy fanombohana ratsy ao amin'ny Group Of Death (GOD - hafahafa). Mipetraka amin'ny toerana tokana ankehitriny ny ekipa rehetra ao amin'ny vondrona ary farafaharatsiny tsy vodilaharana ao amin'ny vondrona."